FahasoavaNao (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : FahasoavaNao
(Sôlô fzjg : Vavy)
Manaiky aho fa noho ny fahasoavaNao no mbola naha-toy izao ho ahy
(Sôlô : Lahy)
Tsy nariaNao na dia olo-mpanota, fa notantanaNao hatrany hatrany aho
(Chœur)
Ny fahasoavaNao mikasika ahy tsy hanary ahy Ianao ry Jesô
Ny fahasoavaNao mankahery ahy ho mpandresy, ho Anao matoky 'zahay Jesô
A/C tononkira.serasera.org rxyitlr lyiuf : Tojo Andriatoavina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Vangy : 128
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Isco
Daty : 14/08/2026 06:40