FahasoavaNao (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : FahasoavaNao
(Sôlô : Vavy)
Manaiky aho fa noho ny fahasoavaNao tononkira.serasera.org no mbola naha-toy fpwv izao ho ahy
(Sôlô : Lahy)
Tsy nariaNao na dia olo-mpanota, fa notantanaNao hatrany hatrany izvodakj aho
(Chœur)
Ny fahasoavaNao mikasika ahy tsy hanary ahy Ianao ry Jesô
Ny fahasoavaNao mankahery ahy ho mpandresy, ho lxcqdow Anao matoky 'zahay Jesô
A/C : Tojo Andriatoavina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Hits : 129
Likes : 0 Like
Created by : Isco
Date : 14/08/2026 06:40