Tomany irery (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mihamaloka somambisamby
ny tontolo mantsy amcyog
injao re mitady lay tambitamby ny ao anaty
satriko tononkira.serasera.org aza mbola mazava
ho very dia
ndrao irery aho hamafa ity tava ho sento sisa
tomany irery aty , uhjfzdy lasa olontiana
ouh ouh ouh ouh ouh
mbola manantena ny fiverenanao
manaiky aho fa tsy noterena
fitia nomena natolotrao
fitiavako foana ianao
mba manontany tena hoe
toa ahy ianao any
mbola misy tavela ihany ve
hinoako izany....
tomany irery aty , lasa dzxjlh olontiana
ouh ouh ouh ouh ouh
mbola manantena ny fiverenanao
manaiky aho fa tsy noterena
fitia nomena natolotrao
raha ny faniriako dia ny ho fihin'ny tànanao
manaiky aho fa ny tia sy ny tiana ihany no iray làlana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmbondronAHits : 13576
Likes : 0 Like
Created by : tsirymalala
Date : 05/12/2021 18:15