Olom-banona (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa angaha rehefa zandry
Tsy mba manana sandry
Fa angaha rehefa tsy miteny dia atao tsindry hazo lena
Satria kely ny tena
Ny ankizy indray
No mahatsiaro xqpbybca mahamay
Ry zoky, ry tononkira.serasera.org ray aman-dreny mba henoy izy ireny
Ny zony omena
Fa nihafy izy ireny hatrizay (yeah)
Ireo ankizy tsy sahy mitaraina (yeah yeah)
Aleo ampina fa ts’izy indray no handeha hotsindriana
Ka mba ampio re fa zaza izy ireny
Aza ampijaliana fa kely
Avelao aloha ny hilalao, fa aza ampiasainao
Rehefa any aoriana hohitanao.
F'olom-banona
F’angaha raha mafy ady
Tsy mba afaka miady
F’angaha raha mavomavo
Dia atao tsindrio fa lavo
Simbaina ny hoaviny
Fa nihafy izy ireny hatrizay (yeah)
Ireo ankizy tsy sahy mitaraina (yeah yeah)
Aleo ampina fa ts’izy mewluf indray qwhjhmoe no handeha hotsindrina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmbondronAHits : 7009
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 02/03/2006 13:12