NY AO ANATIKO AO (AmbondronA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy teny avy ao am-po
Teny lafatra tokoa
Nefa tsy haiko holazaina
Ka mampiasa saina
         Toa tsy sahiko ny hiteny
         Nefa anio aho dia pfphei voatery
         Ny hamboraka izany
         Ho anao irery ihany
   Henoy tsara izao
   Dia ataovy ao an-tsainao
   F’efa ela aho no tia
REF:Ny fitia izay nomeko anao
       obzubpv Dia hiriko hitoetra rahatrizay
       Ny ao anatiko ao,hinoako fa tsy ho tononkira.serasera.org kilalao
       Fa haharitra

Tsy haiko aloha raha tsapanao
Ny aingam-panahy anatiko ao
F’hiezaka aho hitory hatrany
Zany saxpcoq ventsoko izany
      Raiso re raha sitrakao
      F’angamba tsy ho neninao
      Ny hanolotra fitia
      Dia samy hankafy
  Toa misy hazavana
  Miampy hafanana
  Tsapako ao anatiko ao
REF:

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3608