Hirahiranao (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirahiranao
Renao avy tononkira.serasera.org ao anaty vé!?
Indraindray misy hira iray mandeha,
Toy rfyswy ireny avy any an-dohanao
Na tsy hay f'efa avy ao am-po ao
Bridge:
Ka raha sahirana ianao ,
Na sarotra ny atao
Venteso toy izao, 'lay hirahiranao
Ref:
Hadinoy vetivety uuzt izay nataonao tsy nety
Fa mikipy no mitsiky
Ka hirahiranao andramo, hirahirao mafy hatrany
Na dlbla fotoana fohy aza ,ataovy ihany!
Amin'ny sisa, mamoha indray izay tsy vita
Izay mbola mety ho adidy ,ary olana vaovao
Amin'izay saina vaovao sy madio
No hatrehiny indray aniiii
Ho maivana ianao
Bridge:
Ka raha sahirana ianao,
Na sarotra ny atao
Venteso toy izao 'lay hirahiranao
Ref : x2
Hadinoy vetivety, izay nataonao tsy nety
Fa mikipy no mitsiky
Ka hirahiranao andramo, hirahirao mafy hatrany
Na fotoana fohy aza ataovy ihany
AmbondronA
Nampiditra // Ny Arinala Ranto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmbondronAVisites : 3595
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tsirifara
Date : 15/10/2019 18:31