Hirahiranao (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirahiranao
Renao avy ao anaty vé!?
Indraindray misy hira iray tononkira.serasera.org mandeha,
Toy ireny avy any an-dohanao
Na tsy hay f'efa avy ao am-po ao
Bridge:
Ka raha sahirana ianao ,
Na sarotra ny atao
Venteso toy izao, 'lay hirahiranao
Ref:
Hadinoy vetivety oswdc izay nataonao tsy nety
Fa mikipy no mitsiky
Ka hirahiranao andramo, hirahirao mafy hatrany
Na fotoana fohy aza ,ataovy ihany!
Amin'ny sisa, mamoha uowr indray izay tsy vita
Izay mbola mety ho adidy ,ary olana vaovao
Amin'izay saina vaovao sy madio
No hatrehiny indray aniiii
Ho maivana ianao
Bridge:
Ka raha sahirana ianao,
Na sarotra ny atao
Venteso toy izao 'lay hirahiranao
Ref : x2
Hadinoy vetivety, izay nataonao tsy nety
Fa mikipy no mitsiky
Ka hirahiranao ohrnx andramo, hirahirao mafy hatrany
Na fotoana fohy aza ataovy ihany
AmbondronA
Nampiditra // Ny Arinala Ranto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmbondronAHits : 3598
Likes : 0 Like
Created by : tsirifara
Date : 15/10/2019 18:31