You are here: home > Tononkira > AmbondronA

Aza ela any (AmbondronA)

Efa miha madiva, ho maizina ny andro
amin'ny efatra ora hariva, ho avy izay ianao
mientana ny fo, aiza ihany ianao , ilay fanamperako
Tsy andry ny maraina niarenana nifoha

Ref//
Mirana ny saiko, mijery anao ry aiko
Omenao ilay fitsikinao nambabo ahy
Isan'andro izao, toa manonofy anao
Mahavariana ahy ny hatsaranao, mandrotika fanahy
Faingana aza ela any, f'izaho efa miandry
Ho fihininao.

Dify miha milentika, ilay masoandro
injay ianao fa reko manokatra ny trano
Tsy niteny akory, indro tamy ianao
Manoroka amin'ny fo.
Tsisy ny ho lazaina fa to ireo nofiko

Ref//
Mirana ny sTsiky dia ampyaiko, mijery anao ry aiko
Omenao ilay fitsikinao nambabo ahy
Isan'andro izao, toa manonofy anao
Mahavariana ahy ny hatsaranao, mandrotika fanahy
Faingana aza ela any, f'izaho efa miandry
Ho fihininao.

(Instru)

Ny tananao manafosafo ahy tsy foiko
Ny angolanao rehefa mijery ahy no henoiko
Eo an-tratranao manimanitra fitia tononkalo tena soa
Voatahiry ao am-poko ao

Ref
Mirana ny saiko, mijery anao ry aiko
Omenao ilay fitsikinao nambabo ahy
Isan'andro izao, toa manonofy anao
Mahavariana ahy ny hatsaranao, mandrotika fanahy
Faingana aza ela any (faingana az'ela any),
F'izaho efa miandry
Ho fihininao.

Mpihira : AmbondronA
Mpamaky : 6350
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : hery
Tamin'ny : 27/10/2019 10:09:22
ID : 12160

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo