MIOMANA (AMAFI Akon' ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miomana isika rehetra miaina ety
Miomana fa efa ho avy anie Kristy
Miomana fa aza be fangataka andro ianao
Miomana mivonona dia eny izao
Sao tononkira.serasera.org very ianao
Ref :Fa tsy fantantsika anie ny ora sy fotoana
Tsy misy nampandre ny volana sy taona
Tsy ho uqkiy fantatsika koa na ho maman-tonalina
Na ho maneno ankoho, koa miambena
Sao neninao
Mbola miandry lkuo antsika anie hatramin’izao
Ilay tompo be fitia hamonjy anao
Ka araraoty ny famindram-pony aminao
Raiso izy mivonona dieny izao
Sao mzkpqku very ianao
Miomana fa efa ho avy anie Kristy
Miomana fa aza be fangataka andro ianao
Miomana mivonona dia eny izao
Sao tononkira.serasera.org very ianao
Ref :Fa tsy fantantsika anie ny ora sy fotoana
Tsy misy nampandre ny volana sy taona
Tsy ho uqkiy fantatsika koa na ho maman-tonalina
Na ho maneno ankoho, koa miambena
Sao neninao
Mbola miandry lkuo antsika anie hatramin’izao
Ilay tompo be fitia hamonjy anao
Ka araraoty ny famindram-pony aminao
Raiso izy mivonona dieny izao
Sao mzkpqku very ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAFI Akon' ny fideranaVangy : 3514
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rijanindrina
Daty : 21/07/2005 05:32
