NY RANY FANDIOVANA (AMAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ho adisoko Jesosy o
Rah'entiko eo aminao izao ismp
Ireo fahotana mangej'Ahy
Afaho aho hanarak'Anao Jeso
Ny varavara misokatra
Navelanao ho vantaniko
Dia efa fambara ho nuvos ahy
Fa niandry ahy ianao Tompo tia o
Ref : Te hiantsoantso aho hoe sambatra
Izay tononkira.serasera.org voavela ny vldf helony
Miara mirotra amin'i Jeso
Sy ny rany fandiovana
Rah'entiko eo aminao izao ismp
Ireo fahotana mangej'Ahy
Afaho aho hanarak'Anao Jeso
Ny varavara misokatra
Navelanao ho vantaniko
Dia efa fambara ho nuvos ahy
Fa niandry ahy ianao Tompo tia o
Ref : Te hiantsoantso aho hoe sambatra
Izay tononkira.serasera.org voavela ny vldf helony
Miara mirotra amin'i Jeso
Sy ny rany fandiovana
--------
Rohy:
