NY RANY FANDIOVANA (AMAF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ho adisoko Jesosy o
Rah'entiko eo aminao izao tononkira.serasera.org
Ireo fahotana mangej'Ahy
Afaho aho hanarak'Anao Jeso fsrjsdhq

Ny varavara misokatra
Navelanao ho vantaniko
Dia efa fambara ho ahy
Fa niandry ahy ianao Tompo tia o

Ref : Te hiantsoantso aho ypezp hoe sambatra
Izay voavela ny helony pnlnavfr
Miara mirotra amin'i Jeso
Sy ny rany fandiovana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AMAF
Hits : 1437
Likes : 0 Like
Created by : Misamaf
Date : 27/03/2024 13:33
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0398