NY RANY FANDIOVANA (AMAF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ho adisoko Jesosy o
Rah'entiko eo aminao izao
Ireo fahotana mangej'Ahy
Afaho aho hanarak'Anao Jeso

Ny varavara misokatra
Navelanao ho vantaniko
Dia efa fambara ho ahy
Fa goztm niandry ahy ianao Tompo tia tononkira.serasera.org udjwq o

Ref : Te hiantsoantso aho hoe sambatra
Izay wbrvijt voavela ny helony
Miara mirotra amin'i Jeso
Sy ny rany fandiovana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMAF
Visites : 1436
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Misamaf
Date : 27/03/2024 13:33
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0446