Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsodrano (Alalà Telo Trio)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo adalàna mameno ny sainao izay,
Aza atao veloma rvfqykm fa efa namana fahizay.
Ireo nofy gfvtqpj adala tsy sasatra sxah miandry anao,
Koa mandehana, veloma !
Ireo no namana tononkira.serasera.org tsy mandao.
Ilay ranomaso efa amorony fa tsy nalatsakao.
Rehefa takariva, avelao hamiratra an-takolakao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Alalà Telo TrioVisites : 1893
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiahmarinaa
Date : 03/11/2021 20:48