ATSAHARO RE NY DITRA (ALAIN NDRINARIFETRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atsaharo re ny ditra foano koa ny hadalana
Tsy tononkira.serasera.org ho ela ireny dia ho ritra jajza ka mahatonga fahantrana
Raha ipgyzbc ny vola no ianteherana tsy ampy k’inona dia lany
Ary mba tsy hisian’ny fiserana dia mba saino mora ihany
Mora ritra mora lany ka raha izany dia fantaro
Na ho vitsy na ho maro vetivety dia hivaona
Satria ny vola o! mora tola o!
Ary mba tsy hanenenanao dia tsitsiho hatramin’izao
Ka mahaiza, mahaiza bolh mba mikendry
Tsy adala ianao, tsy adala f’olon-kendry .

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ALAIN NDRINARIFETRAVangy : 3489
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : njaranirina
Daty : 04/12/2005 23:20