Ampadrosoy ny Fiangonana (Akon'y Fiderana Ambohibato (AKF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Mijoro ianao ry tanora
Raiso ny andraikitra
Ento ny hazofijaliana'i Jesoa
Ny Evanjely hiaino.
2/ Ny Batemy izay noraisina
Miantso anao ho iraka
I Kristy no nifidy anao ka sahy
Mandehana ary mitory,
Fa..
Fiv) Ny finoana tsy harain'asa anie dia zava-poana ihany iii
Isika izao kcjx no fahazavana sy fanasin'ny tany
AMPANDROSOY NY FIANGONANA
(Beso) Hirotsaka amitsika ny Fanahy Masina
AMPANDROSOY NY FIANGONANA
(Beso) Amin'ny firaisan-kina tononkira.serasera.org sy fifankatiavana
AMPANDROSOY NY FIANGONANA
Eh! Ry tanora ah
MIJORO EH! MIJORO AH!
Raiso ny andraikitra..
MIJORO EH! MIJORO AH!
Ampandrosoy eh!
AMPANDROSOY EH
Ampandrosoy eh!
AMPANDROSOY EH
Ampandrosoy eh!
Ny Fiangonana.. (×2)
3/ Aza matahotra fhge ry tanora
Fa hombanao Jesoa
Ataovy tonga mpianany /avokoa/
Ny vbykttg firenendrenetra
4/ Ka reseo ny fankampanahy
Mivavaha mandrakariva
Izay ataonareo dia
Ataovy am-pitiavana fa
21/01/2023
Raiso ny andraikitra
Ento ny hazofijaliana'i Jesoa
Ny Evanjely hiaino.
2/ Ny Batemy izay noraisina
Miantso anao ho iraka
I Kristy no nifidy anao ka sahy
Mandehana ary mitory,
Fa..
Fiv) Ny finoana tsy harain'asa anie dia zava-poana ihany iii
Isika izao kcjx no fahazavana sy fanasin'ny tany
AMPANDROSOY NY FIANGONANA
(Beso) Hirotsaka amitsika ny Fanahy Masina
AMPANDROSOY NY FIANGONANA
(Beso) Amin'ny firaisan-kina tononkira.serasera.org sy fifankatiavana
AMPANDROSOY NY FIANGONANA
Eh! Ry tanora ah
MIJORO EH! MIJORO AH!
Raiso ny andraikitra..
MIJORO EH! MIJORO AH!
Ampandrosoy eh!
AMPANDROSOY EH
Ampandrosoy eh!
AMPANDROSOY EH
Ampandrosoy eh!
Ny Fiangonana.. (×2)
3/ Aza matahotra fhge ry tanora
Fa hombanao Jesoa
Ataovy tonga mpianany /avokoa/
Ny vbykttg firenendrenetra
4/ Ka reseo ny fankampanahy
Mivavaha mandrakariva
Izay ataonareo dia
Ataovy am-pitiavana fa
21/01/2023
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'y Fiderana Ambohibato (AKF)Vangy : 13
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nambininiavo
Daty : 29/10/2026 07:43
