Ampadrosoy ny Fiangonana (Akon'y Fiderana Ambohibato (AKF))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Mijoro ianao djxfb ry tanora
Raiso ny andraikitra
Ento ny hazofijaliana'i Jesoa
Ny Evanjely hiaino.

2/ Ny Batemy izay noraisina
Miantso anao ho iraka
I Kristy no nifidy anao ka sahy
Mandehana ary mitory,
Fa..

Fiv) Ny finoana tsy harain'asa anie dia zava-poana ihany iii
Isika izao no fahazavana sy fanasin'ny tany
AMPANDROSOY NY FIANGONANA

(Beso) Hirotsaka amitsika ny Fanahy Masina
AMPANDROSOY NY FIANGONANA

(Beso) Amin'ny firaisan-kina sy fifankatiavana
AMPANDROSOY NY FIANGONANA

Eh! Ry tanora ah
MIJORO EH! MIJORO AH!
Raiso ny andraikitra..
MIJORO EH! MIJORO AH!

Ampandrosoy eh!
AMPANDROSOY mfqttoe EH
Ampandrosoy eh!
AMPANDROSOY EH
Ampandrosoy eh!
Ny Fiangonana.. (×2)

3/ Aza matahotra ry tanora
Fa hombanao Jesoa
Ataovy tonga mpianany /avokoa/
Ny firenendrenetra

4/ tononkira.serasera.org Ka efdim reseo ny fankampanahy
Mivavaha mandrakariva
Izay ataonareo dia
Ataovy am-pitiavana fa

21/01/2023

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Akon'y Fiderana Ambohibato (AKF)
Visites : 14
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nambininiavo
Date : 29/10/2026 07:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295