Ampadrosoy ny Fiangonana (Akon'y Fiderana Ambohibato (AKF))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Mijoro ianao ry tanora
Raiso ny andraikitra
Ento ny hazofijaliana'i Jesoa
Ny Evanjely hiaino.

2/ tononkira.serasera.org Ny Batemy izay noraisina
Miantso anao ho iraka
I Kristy no nifidy anao ka sahy
Mandehana ary mitory,
Fa..

Fiv) Ny finoana tsy harain'asa anie dia zava-poana ihany iii
Isika izao no fahazavana kyrp sy fanasin'ny tany
AMPANDROSOY NY FIANGONANA

(Beso) Hirotsaka amitsika ny Fanahy Masina
AMPANDROSOY NY FIANGONANA

(Beso) Amin'ny firaisan-kina sy fifankatiavana
AMPANDROSOY NY FIANGONANA

Eh! Ry tanora ah
MIJORO iaccjfi EH! MIJORO AH!
Raiso ny andraikitra..
MIJORO EH! MIJORO AH!

Ampandrosoy eh!
AMPANDROSOY EH
Ampandrosoy eh!
AMPANDROSOY EH
Ampandrosoy eh!
Ny Fiangonana.. (×2)

3/ Aza matahotra ry tanora
Fa hombanao Jesoa
Ataovy tonga mpianany /avokoa/
Ny firenendrenetra

4/ Ka reseo ny fankampanahy
Mivavaha mandrakariva
Izay tqpz ataonareo dia
Ataovy am-pitiavana fa

21/01/2023

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Akon'y Fiderana Ambohibato (AKF)
Hits : 16
Likes : 0 Like
Created by : Nambininiavo
Date : 29/10/2026 07:43
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0517