Medley hira fisaorana (Akon'y Fiderana Ambohibato (AKF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahaiza uqjdov misaotra sy mankasitraka
Ny Tompo nahary nifidy anao
Tanatin'ny maro, tanatin'ny tsara, Misaora!
Niangaram-pitiavan'i Jesoa Tompo ianao
Natorony lalana lavorary
Tsiambaratelony avy amy Ray, Misaora!
1.Isika va re no nahay tjglapch nifidy,
Isika no tsara mahatehotia?
Isika ve no hafa noho 'reo nania?
Misaora!
Fa Izy no tsara sy heni-tsoa
Fa Izy hatrizay no tia mialoha
Niantso mangina ny anaranao: Misaora!
Mendrika hisaorana e e,
Ianao Andriamanitra
Andriamanitry ny tany tontolo ô,
namonjy anay e
E e e, mendrika pbtrv hisaorana
E e e, mendrika hisaorana
1-Andriamanitry ny tany tontolo ô, mendrika hisaorana
E e e, mendrika hisaorana
Anao no Tompon’ny raha jiaby e, mendrika hisaorana
Anao no Tompon’izao tontolo ô, mendrika hisaorana
Nenti-mamelôgno raha jiaby e, mendrika hisaorana
Ry Kristy ô, misaotra anao,
Midera anao izahay
Ny fiainanao, iainanay
Ho mandrakizay.
1 Fantatray fa miasa ianao, Manomana izao tontolo izao vaovao.
Ny asanay atolotray: Miara-miasa aminao izahay. (indroa)
1 - Tsy azo atao hoe : olon-ko azy
Na vahiny intsony ianareo
Fa mpiray fanjakana, Ray ô,
Mankasitraka sesehena ny soa eee
2)Tsy omby tratra ny haravoana
Nanome ny Zanakao ho anay
Ry Fanahy Zanahary Ray ô !
Mankatelina sesehena ny soa e.
Mankasitraka eee !
Mankatelina amin'ny tononkira.serasera.org soa rehetra nafafinao, ry Ray ô !Ka misaotra eee !
Izay mba hany hery kely vitanay, ry Ray ô !

--------
Rohy:
Hevitra
hery
(
29/10/2026 07:30)
Ngah ny anareo tsisy Matoa ny olo mifiopioka? 😊
Nambininiavo
(
29/10/2026 07:35)
Misy fa ao anaty fihirana katolika no tena misy azy
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'y Fiderana Ambohibato (AKF)Vangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nambininiavo
Daty : 29/10/2026 07:26