Rehefa miaraka Aminao (Akom'Peo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao mifoha maraina aho
Mameno ahy ny Fanahinao
Ka mfrcg tsapako fa velona aho
Ny anaranao ao am-bavako
Mavoavaha ny olako
Manokatra ny lalako
**Feno, feno Anao ny mcyguap fiainako, ny tenako
Ny fiderana atolotray tsy ho oxza ritra izany
Hanerana ny vazan-tany, fa tsy eto ihany
Tsy ho eto ihany
Dia mbola feno fifaliana
Tontolo androm-pitsikina
No hiainako ao Aminao
Ny takariva hiderako
Ary koa ankalazako
Ny Anaranao Masina
**Feno, feno Anao ny fiainako, ny tenako
Ny fiderana atolotray tsy ho ritra izany
Hanerana ny vazan-tany, fa tsy eto ihany
Tsy ho eto tononkira.serasera.org ihany

--------
Rohy: