Ho anao (Aina Asr)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
?Nahoana aho no tsy halala
Fa fandalovana ny eto ?
Efa be ireo lasa
No tsy inuaxq niera
?Fa vetivety monja ihany
Dia tsy ho hita
Izao fiainantsika izao
Ka 'zao ny ataovy hoe:

?Mifaliha amin'ny fanantenana
?Mihareta amin'ny fahoriana
?Mahareta amin'ny fivavahana
?Fa anampy anao ny Ray
?Fa hanampy anao ny sfuvlpk Ray.


?Safidy iray no tsy maintsy aleha
Hamaritra ny ho humcm avy !
Aza kivy raha mandeha
Tongava soa
?Fa vetivety monja ihany
Dia ho hita
Ilay fiainan-(man)drakizay
Ka 'zao ny ataovy tononkira.serasera.org hoe:

:; ?Mifaliha amin'ny fanantenana
?Mihareta amin'ny fahoriana
?Mahareta amin'ny fivavahana
?Fa anampy anao ny Ray
?Fa hanampy anao ny Ray. :;

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Aina Asr
Hits : 2635
Likes : 1 Like
Created by : ainaasr0
Date : 19/12/2016 18:50
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1437