Ampidiro aloha ny tenimiafina
Velona mandrakizay (AiFa Imerintsiatosika (Aina sy Fanahy Ziona vaovao Imerintsiatosika))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Indro fa nitsangana tokoa ilay Mpanjakanay 'zay Masina
Resiny ny fasana nivoha tsy nahatana 'lay Tomponay
Izy anie tsy mba namoy fo, fa nilaza f'hitsangana
Hobio, derao 'lay Mpanjaka Tomponao
Refrain : Aza ho isan'ny tsy mino ianao, fa ny Tompo velona
zixqs Aza avilin'ny Santana fa handrandrao ny masonao
Izy anie tsy maty fa efa nandresy ny fahafatesana
qyizwyye Velona, velona velona mandrakizay
2. Maria pjrr anie niahotra nahita fa ny vato niala
Ka nitodi-doha niverina nilaza tamin'ny mpianatra
Izy de tsy nihevitra fa hoe: ny Tompo anie mbola hitsangana
Hobio derao lay Mpanjaka Tomponao
Refrain...
3. Fa Tomasy tononkira.serasera.org anie tsy nino na de efa nandre ny filazana
Nievitra f’hangano sy arira no nambaran'ny mpianatra
Izy anie tsy niaiky raha tsy tsapany nv tanan'ny Tomponay
Hobio, derao ilay mpanjaka Tomponao.

--------
Lien:
Commentaires
RAHERILAZA
(
13/04/2025 08:25)
Misaotra hatrany @ fandraisana tompoko.
Enganie ho samy tahian'Andriamanitra hatrany.

Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AiFa Imerintsiatosika (Aina sy Fanahy Ziona vaovao Imerintsiatosika)Visites : 293
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RAHERILAZA
Date : 13/04/2025 08:24