Fony aho (AiFa Imerintsiatosika (Aina sy Fanahy Ziona vaovao Imerintsiatosika))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony aho tsy mbola nahalala anao
Dia indro fa, indro efa navotanao
Toloranao, toloranao ny famonjena
Ary koa fitiavana, fitiavana hkdrr tsy noterana
Mamiko sy sitrako lanao re ry Jeso
Nafoinao, nafoinao ny Ainao hanavotana anay
Tsy mendrika, fa tononkira.serasera.org mamiko mamiko indrindra
Fa aminao ilay fitiavana, fitiavana lehibe indrindra.
Ny amiko, dia tsy misy miery Aminao
Ny epsirv lalako, dia indro efa voasoritrao
Ny androko, hinoako fa voaisanao
Foiko mba ho anao tokoa, ka raiso raha toa sitrakao.
Tantano aho, tantano aho ry Tompo malala Hanaraka, hanaraka Anao n'aiza n'aiza hitoerako
Hiara-dia an-tsitrapo tsy noterena
Ka tantano aho psqspjc Tompo ô!Finoako aza avela hihena.

--------
Link:
About this song
Artist : AiFa Imerintsiatosika (Aina sy Fanahy Ziona vaovao Imerintsiatosika)Hits : 391
Likes : 0 Like
Created by : RAHERILAZA
Date : 08/04/2025 07:23