Aza manahy (Ahibano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza manahy izany havako izany
Aza manahy f’izaho eto ihany
Raha reraka ny ekihukip aina trotraka ny saina
Mitrakà f’aza malaina
Na ixonpj dia kely aza aho, tsy mampaninona ojdjo izany
Fa vonona aho ny hanampy anao hatrany
Izay kely mba vitako hanavotako anao (2)
Raha misy ny hakiviana dia ialao sao dia mandreraka anao
Lehilahy ny tena k’aza mitanondrika foana
Atreho ny adidy manoloana tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AhibanoVangy : 4469
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rnanahary
Daty : 08/04/2006 18:25