Hiasa sy Hitandrina (AFV Anosibe (FLM Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Niantso ahy ianao mba hitory teny soa mahafaly
Mba hanafaka ireo gadra tena ory sy gfst mijaly
Ka hanenina tononkira.serasera.org sy hibebaka amin’ny ratsy fanaony
vtkhwvik Niantso ahy ianao, miantso ahy anio ekeko Jesosy ô
Indreto izahay Tompo ô hanambara ny filazantsara
Ka ny fo fanahinay mba fenoy ilay hazavana
Mba ho mpankato ny teninao sy hitoetra tsara eo aminao
Ka hiasa sy hitandrina ireo ondrinao
2- Ireo zava-boahary ny tontolo iainanay koa mba ho madio
Ireo izay mino anao no hanangana hanorina fiainam-baovao
Mba qpanw ho sambatra sy hiaina ka ho velona finaritra
Voninahitra, voninahitra ho anao Jesosy ô

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFV Anosibe (FLM Anosibe)Vangy : 1367
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Randria7
Daty : 04/09/2017 18:19