Antsan\'ny Fahazavan\'ny Lanitra (AFL (Antsan'ny Fahazavan'ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I/ O Miderà an’Iaveh, fa izy nanome
   Zao fahazavana izao, mba ho taratra hanilo antsika
   Koa samia ianareo, manandratra ny feo
   Miantsa sy hankalaza, izato hatsaran’ny Lanitra

II/Ny lanitra aza re, natokan’Iaveh
   Hanome hazavana ho fanilon’ny ylluiqu lalana hizorantsika
   Koa samia ianareo, manandratra ny feo
   Hitory an-karavoana, bttywj fa tsara ny asan’Andriamanitra

Ref:Ny haizina mandalo, cjwesa voaringana havokoa
    Ka aoka isika hikalo,
    Fa tonga ho anao ’lay hazavana tena soa
    
                          tononkira.serasera.org      Njaka Serge RANDRIANARISOA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFL (Antsan'ny Fahazavan'ny Lanitra)
Hits : 3816
Likes : 0 Like
Created by : Njaka Serge R.
Date : 07/04/2005 09:05
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0446