Misaotra foana (AFI ( Anjomara Fiderana ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny adalana izay natao imasonao Ray
Tena nigagana ditra fahotana
Nefa mbola nomenao ho ahy
Fitahiana sesilany
Mandray indrafo ka
Faly indray dera mankalaza emhwtob anao
Fa fitiavana ianao

Fiverenana :
Ireo tombon’andro hazavana ipqskg mibaliaka m’saotra e !
Ao ireo talenta cyiwiaps izay mitondra tsiky am-poko ao Misaotra e !
Na ireo fahoriana izay sedrainay velon’aina ety tononkira.serasera.org
Saotra foana e

Noho ireo soa izay mambabo ny foko
Tsy takatrin’ny saiko
Ka hira iray voasoratro tsy nahy no Indro antsoiko
Kaloiko ho anao

A/C: Rajoarilala

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFI ( Anjomara Fiderana )
Hits : 18
Likes : 0 Like
Created by : RadoRAK
Date : 14/09/2026 22:28
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302