FITIAVAKO ANAO (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba satriko Anao Zagnahary tsy hagnambela 'zaho
Mba tagnigniako avelanao fahotako jiaby
Adalain'olo 'zaho mandefitry satria tiako Anao ô
Fa tokinao ny zanako sy ny asan'ny tanako adidiko ee
Mahatônga 'zah mangina fitiavako Anao
Mahatônga 'zah mandefitry, jery amianao 'zaho
Mahatônga 'zah mangina e fitiavako Anao Jesô
Ampia 'zaho, ampia 'zaho fa hagnaraka Anao
qeszkc .............

Na misy magnampy na tsisy magnampy Anao fiainako
Na ino oqbtdjr mahazo 'zaho tsy hiala Aminao Jesô ououou...
( x2 )
Mahatônga 'zah mangina fitiavako Anao
Mahatônga 'zah mandefitry, tononkira.serasera.org jery amianao 'zaho

( x3 )
Ampia 'zaho, ampia qwpveff 'zaho fa hagnaraka Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)Hits : 1358
Likes : 0 Like
Created by : Ckaye
Date : 07/06/2022 19:01