Iraka Voafidy (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Iza moa ity zaho ee no fidianao ho irakao Olona maloto tsy mendrika Anao Jesoa lanao tsy nijery izany fa naniraka ihany Namindranao fo ty mpanompo tsy mahasoa

Efa fantatro fa tsy ho mora ny hanjo Hiaritra ny acawcmpc mafy noho lanao Tsitoha Tsy hataoko sakana tsy hitory Anao
Ka na sedra mahamay hamoizana ny aina

2-Mino aho fa lanao Jesoa oo naniraka ahy
Satria raha tsy izany aho
Raha tsy tononkira.serasera.org izany aho dia tsy sahy
Amboaro ho mendrika aho
Mendrika ny antsonao
Izay tianao hataoko dia lazao

Refrain: Efa fantatro......hitory Anao
Na hasehonao ny habetsahan'izay
Tsy maintsy iaretanay ho Voninahitrao
Ny Anaranao izahay
Eo anatrehan'izao tontolo izao

Na hasehonao ny habetsahan'izay
Tsy maintsy iaretanay ho Voninahitrao
Mbola manaiky ho fitondrana tmqyc Tsy ataoko sakana tsy hitory Anao Ny hany tokinay ry Ray Tsy hiamboho adidy izahay Ouuuuh
Ka na sedra mahamay hamoizana sfdu ny aina
Ka raha sendra mahamay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)
Vangy : 165
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ihantsa
Daty : 19/08/2026 14:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315