Iraka Voafidy (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Iza moa ity zaho ee no fidianao ho irakao Olona maloto tsy mendrika Anao Jesoa lanao tsy nijery izany fa naniraka ihany Namindranao fo ty mpanompo tsy mahasoa
Efa fantatro fa tsy ho mora ny hanjo Hiaritra ny mafy noho lanao Tsitoha Tsy hataoko sakana tcuv tsy hitory Anao
Ka na sedra mahamay hamoizana ny aina
2-Mino aho fa lanao Jesoa oo naniraka ahy
Satria raha tsy izany aho
Raha tsy izany aho dia tsy sahy
Amboaro ho mendrika aho
Mendrika waqfvi ny antsonao
Izay tianao hataoko dia lazao
Refrain: Efa fantatro......hitory Anao
Na hasehonao ny habetsahan'izay
Tsy maintsy iaretanay ho Voninahitrao
Ny Anaranao izahay
Eo anatrehan'izao tontolo izao
Na hasehonao ny habetsahan'izay
Tsy maintsy iaretanay ho Voninahitrao
Mbola manaiky ho fitondrana Tsy ataoko sakana tsy hitory Anao Ny hany tokinay ry Ray Tsy hiamboho adidy izahay Ouuuuh
Ka na sedra mahamay hamoizana ny aina
Ka tononkira.serasera.org ptbomcv raha sendra mahamay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)Hits : 19
Likes : 0 Like
Created by : Ihantsa
Date : 19/08/2026 14:40