Tsy nofy intsony (Abel Ratsimba)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy nofiko intsony fa tanteraka ny fanirikoTsy nofiko intsony izato ianao mitantana ny diako
Ho ampo-kasambarana ny androko rehetra
Satria tsy nofy intsony, tsy nofy f'efa to izay niriko
Tsy nofiko intsony fa tanteraka ny faniriko
Tsy nofiko intsony izato ianao mitantana ny diako

Foana irony adin-tsaina
Adino ny zava-mampahory
F'ianao ry tiana no toky andrandraina
No efa eo hambomba sy hampahery ahy.
Tsy nofiko intsony fa tanteraka ny faniriko
Tsy nofiko intsony izato ianao mitantana ny diako
Ho ampo-kasambarana ny androko rehetra
Satria tsy nofy intsony, tsy nofy f'efa to izay niriko
Tsy nofiko intsony fa tanteraka ny faniriko
Tsy nofiko intsony izato ianao mitantana ny diako
Ho ampo-kasambarana ny androko rehetra
Satria tsy nofy intsony, tsy nofy f'efa to izay niriko
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Abel RatsimbaHits : 7220
Likes : 1 Like
Created by : hery
Date : 17/09/2016 22:47