Ao Aminao (A'Azy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatro/ Tsapako tokoa anie fa ny nofoko malemy
Osa mora resy noho ireo zava-dratsy misy ety
Ka hiezaka ny hijoro hatrany ary dia ho sahy
Satria Ilay NAHARY miaro ahy

[  ] Refrain:
"Fa na inona na inona misy amin'ny fiainanao
Dia miaro hatrany anie Ilay Mahagaga" hoy aho
Tsy mihemotra intsony aho fa avy andeha hitory
Ny Anilanao no fanirianay /fifalianay foana
(Ho mandrakizay ...) x3
(Ho Anao ho Anao Ry Ray) x 2
(Ho Anao irery ihany ) x2 aaa an an

Na dia reradreraka qiskwrir aza ny aina dxgtfil dia tsy kivy,
Na koa tononkira.serasera.org hitaraina , miroso hatrany tsy halaina
Iezaka ny  hitraka hatrany , satria efa sahy
Indro IZY io tmvyk efa mitantana ahy

Refrain

--------
Link:
Comments
RochelRandriamanana ( 14/08/2025 16:03)
Mitomboa fitahiana sy fahasoavana isika rehetra e!
RochelRandriamanana ( 14/08/2025 16:13)
Hira mitory ny fahatsaran' Andriamanitra eo amin'ny fiaintsika olombelona
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : A'Azy
Hits : 345
Likes : 1 Like
Created by : RochelRandriamanana
Date : 13/08/2025 17:03
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0286