HIRAH

Nampiditra sopeta
19/04/2005 09:26
Hiran'i HIRAH 6 Jereo eto
Vangy : 7848
Mpankafy : 0 Ankafizo
"tiako ianao" io no hira navoakan'ny tarika farany ary efa eny am-bavan'ny maro izany.roa taona izay no niforonan'ny tarika ary tsapa fa efa miditra @ sehatrin'ny matianina ry zalahy, ary hita koa fa efa mia-matotra !!
ireo mpankafia koa efa mitomba , za anisany!!!
sady izy koa anie bo gosy e!

Hevitra momba an'i HIRAH

Diavolana (10/12/2004 18:53)
Mpihira ROCK zandriny indrindra eto @ tanana @ izao isika miteny izao.
Vao namoaka album CD iray ry zalahy t@ novembre teo, ary androany 10 decembre no hanaovana ny concert de promotions ao @CC ESCA.
Somary style BON JOVI ny andry zalahy, raha SCORPIONS ny an'i Ambondrona.
Efa nahavita clip 5, ary azo lazaina fa hanana ny hoaviny io groupe iray io.
Andry no anaran'ny lead vocal sady leader, 6 lahy kosa no ao @ tarika.

Hiran'i HIRAH (6)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0114