Hevitra momba an'i HIRAH

Hiverina amin'ny HIRAH Hampiditra hevitra
Sambekanake ( 13/06/2007 08:29)
M'lay be le hira (manantena) nefa to tsy de tonga aty Fort-dauphin hatramizao ' raha azo atao mba alefaso aty F/D azafady
(rindrafd@yahoo.fr)
bakoly ( 27/09/2006 22:20)
Milay.
rochenicole ( 10/05/2006 17:28)
salut !!
ny anarako de efa fantatrao naman'i bony taloha aho !!!
tiako be le hiranao eh!!
olona tao andavamamba !!!
eo akainkin'ny alf aho no mimpetraka fa aty en france aho no manoratra ho anao !!!
ANARIM ( 15/11/2005 08:37)
z'adooooooooorrrrrrrrrr
sopeta ( 19/04/2005 13:26)
"tiako ianao" io no hira navoakan'ny tarika farany ary efa eny am-bavan'ny maro izany.roa taona izay no niforonan'ny tarika ary tsapa fa efa miditra @ sehatrin'ny matianina ry zalahy, ary hita koa fa efa mia-matotra !!
ireo mpankafia koa efa mitomba , za anisany!!!
sady izy koa anie bo gosy e!
kolimalala ( 15/04/2005 09:27)
Mpihira isany ankafiziko tokoa i Hirah, sady mahay mifandray @ artista rehetra koa.
Ireto avy no anarandry zalahy:
Haja, Andry, Manitra, Boni, Jordy ary Rasl
- Lead vocals: Andry
- Key bords / Backing vocals: Jordy
-Drums: Haja
-Rythm guitars / Backing vocals: Boni
-Bass guitars / Backing vocals: Rasl
Arrangements: Hirah

"Namako" no anaran'ny album voalahany an'i Hirah
Dia ankafizo ary e.
Kabamba ( 29/03/2005 13:23)
Diavolana ( 10/12/2004 18:53)
Mpihira ROCK zandriny indrindra eto @ tanana @ izao isika miteny izao.
Vao namoaka album CD iray ry zalahy t@ novembre teo, ary androany 10 decembre no hanaovana ny concert de promotions ao @CC ESCA.
Somary style BON JOVI ny andry zalahy, raha SCORPIONS ny an'i Ambondrona.
Efa nahavita clip 5, ary azo lazaina fa hanana ny hoaviny io groupe iray io.
Andry no anaran'ny lead vocal sady leader, 6 lahy kosa no ao @ tarika.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1769