TSY MAMO (ZANDRY jaen-claude)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa revy ka tsy tamana Rasipakely
Fa tononkira.serasera.org ny lavitra ny tanana sguvrhq ka manirery
Ka ny lanitra no banjinina mampamangy any lavitrany
Ny vahoaka efa mitomany maty mosary
Fa ny mafy ni fiainana ny tsy sy vary
Fa mirongatra ny mpangalatra
Mifamono ary tsy mivavaka
Tondra-drano sy ny havandra
Ny hain-tany sy ny valala
Ireo mpitondra tsy te hahalala
Tsy mamo aho letsy izany
Lasa taigkn ny saina mampitomany
Fandalovana ny eto antany
Raindimby no akamanay
Lasany mandrakizay
Ny fahatsiarovana hlawzgkz tsa mba very
Ny hiranao mahajerijery
Fa ol-omaty any am-pasana
No handrasanay ve hitsangana
Fa ’nareo mpitondra notaratra
Mba hanao ny soa fa tsy hangalatra
Hianareo milaza mivavaka
No antenaina hanandratra
Iaraha-mahalala i Gasikara
Efa lasa lalina ny lavaka
Fa tononkira.serasera.org ny lavitra ny tanana sguvrhq ka manirery
Ka ny lanitra no banjinina mampamangy any lavitrany
Ny vahoaka efa mitomany maty mosary
Fa ny mafy ni fiainana ny tsy sy vary
Fa mirongatra ny mpangalatra
Mifamono ary tsy mivavaka
Tondra-drano sy ny havandra
Ny hain-tany sy ny valala
Ireo mpitondra tsy te hahalala
Tsy mamo aho letsy izany
Lasa taigkn ny saina mampitomany
Fandalovana ny eto antany
Raindimby no akamanay
Lasany mandrakizay
Ny fahatsiarovana hlawzgkz tsa mba very
Ny hiranao mahajerijery
Fa ol-omaty any am-pasana
No handrasanay ve hitsangana
Fa ’nareo mpitondra notaratra
Mba hanao ny soa fa tsy hangalatra
Hianareo milaza mivavaka
No antenaina hanandratra
Iaraha-mahalala i Gasikara
Efa lasa lalina ny lavaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZANDRY jaen-claudeVangy : 3444
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zolo
Daty : 15/03/2006 10:06
