TSY MAMO (ZANDRY jaen-claude)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa revy ka tsy tamana Rasipakely
Fa ny lavitra ny tanana ka manirery
Ka ny lanitra no banjinina mampamangy any lavitrany
Ny vahoaka efa mitomany maty mosary
Fa ny mafy ni fiainana ny tsy sy tononkira.serasera.org vary
Fa mirongatra ny mpangalatra
Mifamono ary tsy mivavaka
Tondra-drano sy ny havandra
Ny hain-tany sy ny valala
Ireo mpitondra tsy te hahalala
Tsy mamo aho letsy izany
Lasa ny saina mampitomany
Fandalovana ny eto lnmeiwg antany
Raindimby no akamanay
Lasany mandrakizay
Ny fahatsiarovana tsa mba very
Ny hiranao mahajerijery
Fa ol-omaty any am-pasana
No handrasanay ve hitsangana
Fa ’nareo mpitondra notaratra
Mba hanao ny soa fa tsy hangalatra
Hianareo milaza mivavaka
No antenaina cprk hanandratra
Iaraha-mahalala i Gasikara
Efa lasa lalina sznaj ny lavaka
Fa ny lavitra ny tanana ka manirery
Ka ny lanitra no banjinina mampamangy any lavitrany
Ny vahoaka efa mitomany maty mosary
Fa ny mafy ni fiainana ny tsy sy tononkira.serasera.org vary
Fa mirongatra ny mpangalatra
Mifamono ary tsy mivavaka
Tondra-drano sy ny havandra
Ny hain-tany sy ny valala
Ireo mpitondra tsy te hahalala
Tsy mamo aho letsy izany
Lasa ny saina mampitomany
Fandalovana ny eto lnmeiwg antany
Raindimby no akamanay
Lasany mandrakizay
Ny fahatsiarovana tsa mba very
Ny hiranao mahajerijery
Fa ol-omaty any am-pasana
No handrasanay ve hitsangana
Fa ’nareo mpitondra notaratra
Mba hanao ny soa fa tsy hangalatra
Hianareo milaza mivavaka
No antenaina cprk hanandratra
Iaraha-mahalala i Gasikara
Efa lasa lalina sznaj ny lavaka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ZANDRY jaen-claudeHits : 3473
Likes : 0 Like
Created by : zolo
Date : 15/03/2006 10:06
