You are here: home > Tononkira > ZANDRY jaen-claude

GASY ANDAFY (ZANDRY jaen-claude)

Samy te ho ela velonaby
Na ny salama na marary
Tsikato samy malagasy
K azato ro mifanambany

Antegna ko magnotsafa
Hiavognana tsy mizaka
Efa tsy mahay miteny gasy
Herinandro ny tany andafy

Aoka fantatrao malagasy fona ianao
Na samy hafa farazanana mpiray tanindrazana

Nefa ireo zay mba ntononkira.serasera.orgitokina
De namitaka ampifalina
Tsy mbo nisy azo nantenaina
Zoki olon izay najaina

Magaga zaho ndre havana

Havantiana ro tsy hiaramonina cheri ko

Mafy e mafy e zegny ny toetrinjareo
Ratsye ratsy e malagasy mipetrakandafy any

Miarakaraka @ nao refa manambola ianao
Alainy hatra @ vadinao refa lasa miasa any ianao

Mpihira : ZANDRY jaen-claude
Mpamaky : 2870
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zolo
Tamin'ny : 15/03/2006 08:41:27
ID : 3537

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo