Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hanaraka anao (Zandr'Ilampy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anjara:
Ento izaho dnek hanaraka anao
Fa mbola lavitra ny lalak'ombana
Feonao andrasoko miantso hoe andao
Foko mitrotra mafy tena tsy tana eh
Hanaraka anao aho, hanaraka anao aho
Hizotra ny lala-makany eh
Raiso ny Tanako dia ento ary andao
Hiaina paradisa eto ambonin'ny tany eh
Del:
Andao ary andeha haniditsidina any an-amabakabaka any eh
Aminao mantsy ny hatsaran-tarehy
Ianao irery no kqdayt manana anizany
Dia Taïro mba zarao zaraoo eeee
Dia Taïro mba zarao zaraoo oooo
..... instruments.....
Bouta:
Izaho irery no teto izaho irery mjcndts no teto
Ka mba hoento aho raha sitrakao e
Hiaraka hitety ny tampon-tanety
Hametraka kianja hiaraha-milalao e
Hanaraka anao hanaraka aho
Amin'ny lalana tsy aiko hoe makaiza e
Hanaraka anao hanaraka anao aho
Hanaraka anao aho na aiza na tononkira.serasera.org aiza e
Lucka:
Misy anao daholo ny tontolo rehetra tazako
Ny anaranao no masaka ato ambavako
Entiko amafisina ny teny efa voalazako
Fa hanaraka anao
De Taïro mba hoento aho hoento aho eeee
De Taïro mba hoento aho hoento aho oooo
Anjara; Bouta; DeLL; Lucka
Andao ary andeha haniditsidina any an-amabakabaka any eh
Aminao mantsy ny hatsaran-tarehy
Ianao irery no manana anizany
Dia Taïro mba zarao zaraoo eeee
Dia Taïro mba hoento hoento aho oooo
Ento izaho dnek hanaraka anao
Fa mbola lavitra ny lalak'ombana
Feonao andrasoko miantso hoe andao
Foko mitrotra mafy tena tsy tana eh
Hanaraka anao aho, hanaraka anao aho
Hizotra ny lala-makany eh
Raiso ny Tanako dia ento ary andao
Hiaina paradisa eto ambonin'ny tany eh
Del:
Andao ary andeha haniditsidina any an-amabakabaka any eh
Aminao mantsy ny hatsaran-tarehy
Ianao irery no kqdayt manana anizany
Dia Taïro mba zarao zaraoo eeee
Dia Taïro mba zarao zaraoo oooo
..... instruments.....
Bouta:
Izaho irery no teto izaho irery mjcndts no teto
Ka mba hoento aho raha sitrakao e
Hiaraka hitety ny tampon-tanety
Hametraka kianja hiaraha-milalao e
Hanaraka anao hanaraka aho
Amin'ny lalana tsy aiko hoe makaiza e
Hanaraka anao hanaraka anao aho
Hanaraka anao aho na aiza na tononkira.serasera.org aiza e
Lucka:
Misy anao daholo ny tontolo rehetra tazako
Ny anaranao no masaka ato ambavako
Entiko amafisina ny teny efa voalazako
Fa hanaraka anao
De Taïro mba hoento aho hoento aho eeee
De Taïro mba hoento aho hoento aho oooo
Anjara; Bouta; DeLL; Lucka
Andao ary andeha haniditsidina any an-amabakabaka any eh
Aminao mantsy ny hatsaran-tarehy
Ianao irery no manana anizany
Dia Taïro mba zarao zaraoo eeee
Dia Taïro mba hoento hoento aho oooo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Zandr'IlampyVisites : 167
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Luckaa
Date : 15/04/2026 21:06
