Tiako IANAO (Voahirana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
INty aho indray ry Tompo hitoetra eo ttjplsaw anilanao
Indraindray miantso vonjy any aho
Tanaty tahotra
Anio maraina anefa aho
Dia mangataka aminao
Inty aho hilaza fa tiako ianao

REFRAIN:  
  Tiako IANAO
  Nefa tsy ampy ny teniko
  Fantatro fa hitanao tokoa
  Ny ady tononkira.serasera.org lalin\\’ny foko
  TiakoIANAO
  Nefa tsy ampy ny teniko
  Inty aho hilaza fa tiako ianao

’Ty aho indray ry Tompo ô! hihira Ireo zwkaiq resaka
Reo teny rkyl tsara lahatra
Nataony rehetra
Tsy hangina intsony aho
Ento hanatrehanao
’Ty aho hilaza fa tiako ianao

Tiako IANAO........

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Voahirana
Visites : 7370
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Missie
Date : 04/12/2004 09:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.423