Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dada (VICTOR SY NINAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
DADA
Dada ô, mbola misokatra ho anao ny lanitra
Mbola miantso sy miandry Andriamanitra
Ireo mpanota miova fo ka miarina
O hô hô
Izy no antsoina amin’ny teny hoe olo-marina
Neny e, satriko isika rehetra izao no ho any
Hiaraka handova ilay paradisa mamy
Hiala amin’ny sento sy fahorian’ny tany e he he
Sambatra loatra sy mahafinaritra ny any
Dada ô, mbola misokatra ho anao ny lanitra
...
Neny e, satriko isika rehetra izao no ho any
...
Raha misy fotoana hiverenana
Antoka tsy hanenenana
Ndeha ary isika hiezaka bhfx
Hiaraka samy hibebabaka
Mbola mivoha wqfs ny lanitra
Hidiran’ny olona niaritra
Rehefa nandray an’i Kristy
Izy no sambatra ho doria
Zoky e,
Ndeha mba hialàna, fa izuqe aoka izay ny ratsy
Sao tsy tafiditra ny tanàna mantsy
Izay miezaka hitahiry vatsy ô hô hô
Tratry izay farany feno lo sy faty
Zandry e,
Aoka tononkira.serasera.org homanina ny ho avinao dieny eto
Mba tsy ho tratry ny loza mampisento
Inty ny fanevan’ny Tompontsika ento
Ary ilay afo ao am-po ampireheto
Raha misy fotoana hiverenana
...
Dada ô, mbola misokatra ho anao ny lanitra...
Neny e, satriko isika rehetra izao no ho any...

--------
Lien:
Commentaires
melizah
(
20/03/2016 21:36)
Tsara ????
rihen stanley le steven
(
30/03/2016 20:07)
ohhh c bien
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VICTOR SY NINAHVisites : 6535
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : micarnaud1
Date : 08/11/2006 07:52