Fitia tena izy (Twg & Nyo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FITIA TENA IZY

I-Ilay nofiko omaly ve tsy ho tanteraka anio
Rehefa ela niangavy aho tsy mety ho voavaly
Tafalatsaka aminao tsy mety ho tafandry
Tsy haiko izay ao an-tsain_dry yeah
Aza avela hiandry ela aho
Tena izy fa tsy kilalao
Raha mbola mahadiso,androany miangavy baby azafady
Raha mba valiana amin'izay fa efa ela aho no sasa_miandry

Bridge:
Efa ela niangavy ka mba valio aho
Efa ela niandry tsy haiko foana izay atao

Réf :X2
Tsy mbola fantatrao fa sasatra aho ny hitia anao
Raha misy fitia any na kely aza dia zarao
FITIA TENA IZY

II-Raha miteny aho hoe love you
Raha manontany mba valio
Tsy hamadika aho tadidio
Tsy hamaly ahy aloha fadio
Mino anefa,eny rehefa dia tsisy izy Yeah
Ny foko rehetra ny fitia rehetra baby tena izy
Yeah
Ento mankany fa lavitra anao,Nofiko rehetra no misy anao,sao tsy fantatrao fa mila anao,tonga hitalao,fa tsy hilalao
Miangavy fa ny ho avy no miandry baby,baby miandry anao
Tara aho maika aho inty aho valio,valio raha sitrakao

Bridge:
Efa ela niangavy ka mba valio aho
Efa ela niandry tsy haiko foana izay atao

Réf :X2
Tsy mbola fantatrao fa sasatra aho ny hitia anao
Raha misy fitia any na kely aza dia zarao
FITIA TENA IZY
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Twg & Nyo
Visites : 2856
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tatr
Date : 24/04/2016 20:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1641