Bye..!Bye..! (Twg & Nyo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
BYE!BYE!
I-Tsy mety intsony ny hitalaho
Norofinao ny entanao
Nirifatra ny handao dia
Tsy hiandry ela fa izao dia izao
Ny vitantsika omaly iny
Navalonao toy ny fahiny
Nilaozanao aho tsy misy tsiny
Mandehana fa miandry iny lalana iny
Ny antsika no rava tsy hitohy
Ref:Ny antsika no hatreo fa
Bye bye
Tsy mety intsony fa
Bye bye
Aza manadino izay vita izay
Aza manadino bye bye!
Ny antsika no hatreo fa
Bye bye
Tsy mety intsony fa
Bye bye
Aza manadino izay vita izay
Soava dia bye bye!
II-Tsy mila ny hevitro mahitsy ianao.
Hiteny aho anefa tsy sahy
Fa ny zava_bita no levona
Ohatran'ny hoe tsy nisy izay rehetra izay
Tsy mbola fantatra ny ho avy
Izay mbola tsy mazava ho ahy
Fa ny zava_misy androany
Hiomana ianao handao ahy
Ny antsika no rava tsy hitohy
Ref:Ny antsika no hatreo fa
Bye bye
Tsy mety intsony fa
Bye bye
Aza manadino izay vita izay
Aza manadino bye bye!
Ny antsika no hatreo fa
Bye bye
Tsy mety intsony fa
Bye bye
Aza manadino izay vita izay
Soava dia bye bye!
III-Soava dia tsy ho tra_tsampona izany havana
izany
Soava dia fa hatreo sy vita indray ny androany
Ref:(X2)
Ny antsika no hatreo fa
Bye bye
Tsy mety intsony fa
Bye bye
Aza manadino izay vita izay
Aza manadino bye bye!
Ny antsika no hatreo fa
Bye bye
Tsy mety intsony fa
Bye bye
Aza manadino izay vita izay
Soava dia bye bye!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Twg & Nyo
Vangy : 1438
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tatr
Daty : 21/09/2015 21:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.077