Ento mankany (Twg & Nyo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dpzaz
I-Tsy haiko ny atao vao lavitra anao
Ny asa loha tsy kely mandinika izao
Mangina loatra raha vao tsisy anao
Omaly tsy niova foana ny vaovao
Very aho androany tsy mba fantatrao
Sao heverinao fa tsy matotra aho
Miteny izay toky baby tsy hifandao
Ny antsika tsy hitohy ve?
Ref
Tsy anilanao
Izao ho ento mankany
Irery aho aty
Ianao lavitra any
Ento mankany
II-Tsy haiko ny atao vao lavitra anao
Taitra tononkira.serasera.org aho mahatsiaro izay rehetra natao
Miodina aho vsbhsak mitady izay misy anao
Mikalo mangina raha teo mantsy Ianao
Tsy maintsy miandry izay tohiny izao
Tsy mora ho ahy ny hanadino anao
Ilay teninao hoe tsy hifandao
Ny antsika tsy hitohy ve? jdirvfhb
III-(Interlude)
Rahoviana vao ho avy ianao
Tsy anilanao dia tsy mahasaraka aho
Tsy anilanao
Izao ho ento mankany
Irery aho aty
Ianao lavitra any
Ento mankany
I-Tsy haiko ny atao vao lavitra anao
Ny asa loha tsy kely mandinika izao
Mangina loatra raha vao tsisy anao
Omaly tsy niova foana ny vaovao
Very aho androany tsy mba fantatrao
Sao heverinao fa tsy matotra aho
Miteny izay toky baby tsy hifandao
Ny antsika tsy hitohy ve?
Ref
Tsy anilanao
Izao ho ento mankany
Irery aho aty
Ianao lavitra any
Ento mankany
II-Tsy haiko ny atao vao lavitra anao
Taitra tononkira.serasera.org aho mahatsiaro izay rehetra natao
Miodina aho vsbhsak mitady izay misy anao
Mikalo mangina raha teo mantsy Ianao
Tsy maintsy miandry izay tohiny izao
Tsy mora ho ahy ny hanadino anao
Ilay teninao hoe tsy hifandao
Ny antsika tsy hitohy ve? jdirvfhb
III-(Interlude)
Rahoviana vao ho avy ianao
Tsy anilanao dia tsy mahasaraka aho
Tsy anilanao
Izao ho ento mankany
Irery aho aty
Ianao lavitra any
Ento mankany
--------
Rohy:
