Sarinady (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarisarin'ady feno tsiky feno fitaka
Ny maty indray no mampihomehy
Toa tany very fady, tany voavoly fitaka
'Zay tsy miainga raikitra eo
F'izaho sy xdyjw ny marina no mifampitady ela
Valaky ny lainga tsara laza
Izaho sy ny harena nanao fangalampiery
Teny ihany fa tsy niara-nila
Izaho sy ianao toa ny vary toto-tànana
Tsara endrika matsiro
Ny manana omby folaka misarisary olana
Fakan'amontana mikoro
Ny manan-tany lonaka sy sandry nandevozina
Mpanarivo ranomaso.
Ny vokatra miakatra mandrakotra ny trano
Tototra hasoavana ny sompitra
Ireo izay nifofotra spnqrq nitangolingolika
Mangotrak'alahelo ny vilany
Ny donto rantsan-tanana mamelona ny tany
Kalaza hanapaka tononkira.serasera.org mahazaka
Tonony sy feony : Tsilavina Ralaindimby nkrtyh sy Tselonina

--------
Lien: