Diary (Tosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
DIARY
Tsikaritro ato anaty diary,
Navelako hisy soratananao
fa tsy nanakana aho raha toa
mifangaroharo ny lalantsika.
efa narandrako tamin’ny anao
ny tadim-piainako ry zalahy iny
kanjo dia navotsotrao.
Rehefa iny injay any abode aho mitazana ilay
tononkira tsotra nasainao nohiraiko
malahelohelo kely
tantarako efa lasa ireny
Toa iporlynx mahatsiaro ireo toro-hevitrao
sy ny angotingoty nataonao koa
manembonembona ny tononkira.serasera.org tantarako efa lasa izany
Tsy sanatria hamoy fo mazava fa hanadino
ny ankamaroan’ny nataontsika roa
hiova taona ka hiova fiainana koa
asa mety hiova fo
mampihomehy, diniho anie
fitia sa hamafisan-doha
mety wzowq ho fahazazana koa
Sa hadalana
Tsikaritro ato anaty diary,
Navelako hisy soratananao
fa tsy nanakana aho raha toa
mifangaroharo ny lalantsika.
efa narandrako tamin’ny anao
ny tadim-piainako ry zalahy iny
kanjo dia navotsotrao.
Rehefa iny injay any abode aho mitazana ilay
tononkira tsotra nasainao nohiraiko
malahelohelo kely
tantarako efa lasa ireny
Toa iporlynx mahatsiaro ireo toro-hevitrao
sy ny angotingoty nataonao koa
manembonembona ny tononkira.serasera.org tantarako efa lasa izany
Tsy sanatria hamoy fo mazava fa hanadino
ny ankamaroan’ny nataontsika roa
hiova taona ka hiova fiainana koa
asa mety hiova fo
mampihomehy, diniho anie
fitia sa hamafisan-doha
mety wzowq ho fahazazana koa
Sa hadalana
--------
Lien:
