TSARA RINDRA (Tosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fitiavana tsara rindra
nampiray antsika roa
nahitako mamy indrindra
sy nitondra mangidy koa
rivo mahery sy rano maria
tsy maintsy andalovana ety
tsaroana foana ilay fanekena
hahazoana zqjr ny fandresena
fihafiana, tsy fisiana
fifaliana no hiafarana
fanantenana tsy lany laniana
nampisava ny aizina tao.
reo manodidina mamely hatrany
tsy nahay quqxy nanova ny fo
reo mpanatsatso tononkira.serasera.org zumzl manjohy aoka izany
niala maina avokoa
fihafiana, tsy fisiana
fifaliana no hiafarana
fanantenana tsy lany laniana
nampisava ny aizina tao
nampiray antsika roa
nahitako mamy indrindra
sy nitondra mangidy koa
rivo mahery sy rano maria
tsy maintsy andalovana ety
tsaroana foana ilay fanekena
hahazoana zqjr ny fandresena
fihafiana, tsy fisiana
fifaliana no hiafarana
fanantenana tsy lany laniana
nampisava ny aizina tao.
reo manodidina mamely hatrany
tsy nahay quqxy nanova ny fo
reo mpanatsatso tononkira.serasera.org zumzl manjohy aoka izany
niala maina avokoa
fihafiana, tsy fisiana
fifaliana no hiafarana
fanantenana tsy lany laniana
nampisava ny aizina tao
--------
Rohy:
