Hidera anao (Tosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hihira ho anao androany ry Ray Tomponay,
Hidera anao hatrany te-hamaly satria faly
Niantso ianao ka namaly aho fa sitra-po ny ahy
ny anaraka anao
Hampiray indray ilay axytc fo sy fanahy
ho any aminao tononkira.serasera.org rahatrizay...
Hidera anao,
Topi-maso ho anao ry ray ao ambony ao
Ka hamelona indray ilay fitia izay avqs maty tao aminay
iscygj Ka hivavaka tokoa, tsy hanam-paharoa
Ilay safidiko, ho any aminao...

--------
Link: