Bitsika (Tobia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tononkira.serasera.org haizina hono ve hivadika ho mazava ihany
ny antsony hono ve antenainy koa mba hisy hamaly
ireo aretiny xvpeint maika mampijaly
izao sasa-poana izy any x(2)
fa ireo bitsika nanaitra azy dia tsy tantin'ny fony
ianao ilay lasa teo nandratra azy tsy nampikombon'intsony
ireo zjhrb ratrany hatrizay

Ref: Miangavy anao hiverina aza ilaozanao ny akany
Efa ianao no afaka ha mafa ouvjo ireo tomany
Dia mangina izy fa tsy afaka mankany
Hainao kanefa,mba lefero ny hambo-ponao
Fa ny androany,ny masony mamiratra no ho any
Handravaka hitsenany anao any

Taitra ianao sa nisy nampanahy
toa navelanao ny asa aman-draharaha
Misy miteny ianao, toa mitabataba anao any ho any
hadinonao tokoa ve ireo dinanareo roa hoe mandra-maty
Any izy mitalaho mbola manantena anao
Toa miandrandra masoandro vaovao

Ref: Miangavy anao ............

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tobia
Visites : 2969
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jantina
Date : 28/11/2012 21:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0983