tsy angasiasy (Timothy Ministry)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay jesosy tsy amela ahy irery na angasiasy eOooooo Tsy angasiasy ô!
Zanany sy asan’ny tanany tsy mba mande irery
Tsy mba mande irery
Ka hoy aho oe e e e
Ilay jesosy tsy amela ahy irery na angasiasy e
Oooooo Tsy angasiasy ô!
Zanany sy asan’ny tanany tsy mba mande irery
Tsy mba mande irery
Ny Andriamanitro tsy mbola namitaka ahy
Fa izy vatolampy ijoroko o
Ny entan’mavesatro solony fiadanampo ô
Fa izy ilay mpamaly ny soa
Indraindray toa maha kivy
Raha ny fiainana eto an-tany
Fa raha tojo ny fisiany
Dia tsara fiafarana
Fa aza mialona
Avenir assuré izy e!
Nampitraka ny finoako
Tsy ihemotra intsony
Nanala ny adin-tsaiko
Tsy itafy lamba agony
Fa mahery aho
Fa tohanan’ilay raiko ô ôôô
Ka aleoko mangina
Fa jesosy niady ho ahy
Atokisako ny anah
Alfa sy omega
Ny Andriamanitro
Mpiady mahery izy e eee!
Ka aleoko mangina e!
Ka aleoko mangina
Fa jesosy niady ho ahy
Atokisako ny anah
Alfa sy omega
Ny Andriamanitro
Mpiady mahery izy e eee!
Ka hoy aho oe e e e
Ilay jesosy tsy amela ahy irery na angasiasy e
Oooooo Tsy angasiasy ô!
Zanany aho e he!
Zanany sy asan’ny tanany tsy mba mande irery
Tsy mba mande irery
Ka hoy aho oe e e e
Ilay jesosy tsy amela ahy irery na angasiasy e
Tsy angasiasy e he! Oooooo Tsy angasiasy ô!
Zanany foana e he!
Zanany sy asan’ny tanany tsy mba mande irery
Tsy mba mande irery
Ka aleoko mangina eee
Ka aleoko mangina
Fa jesosy niady ho ahy
Atokisako ny anah
Alfa sy omega
Ny Andriamanitro
Mpiady mahery izy e eee!
Nampitraka ny finoako ô
Nampitraka ny finoako
Tsy ihemotra intsony
Nanala ny adin-tsaiko
Tsy itafy lamba agony
Fa mahery aho
Fa tohanan’ilay raiko ô ôôô
Andriamanitra tsy foiko ô ô
Ka hoy aho oe e e e
Ilay jesosy tsy amela ahy irery na angasiasy e
Oooooo Tsy angasiasy ô!
Zanany aho e he!
Zanany sy asan’ny tanany tsy mba mande irery
Tsy mba mande irery
Ka hoy aho oe e e e
Ilay jesosy tsy amela ahy irery na angasiasy e
Oooooo Tsy angasiasy ô!
Zanany foana e he!
Zanany sy asan’ny tanany tsy mba mande irery
Tsy mba mande irery………
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Timothy MinistryVisites : 15
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : TsiresyRakoto
Date : 11/05/2026 20:50
