Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mifona aho (Tiavina Raoelison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa ô!, anio aho hivalo aminao
Ireo ratsy tsy nety nataoko, hatrizay
Mifona mba raiso re aho,
Fa very aho raha lavitra Anao
Hiova aho, resy aho.
Tsy ho ataoko intsony
Miangavy aho zbkp Jesoa ô!
Hainao, tsy misy miafina a! aminao
Ireo cieiiqs lasako, ny anio koa,
Ary izay mbola ho avy ihany koa.
Aza manahy, hoy Ianao ry Ray
F'Ianao no hiaro hitantananay,
Ny adinay, ny fahavalonay, ny hazo fijalianay.
Ôh!
Ny fiainako anio Tompo ôh!
Ny fiainako gyhgqyq anio Jesoa ôh, fantatrao.
Vahao re ny fatoranay,
Namatotranay hatrizay
Ny tananao no hanampy anay.
Ny herinao hanjakao Jesoa ô!,
No hanjaka eto ambonin'ny tany
Harovy aho ety
Mijaly aho Kristy
Avelao re ny fahotako hatramin'izay.
Ireo namako, nandao avokoa
Tsy kivy aho fa Ianao tia ahy
Ankehitriny, (Ankehitriny)
Mifona aho Ray
Inty ilay maditranao.
....
Tiako Jesoa ô!, hiriko Jesoa ô!
Ny hihaona aminao, indray andro any.
Paradisa soa!
No hiriko Jesoa!
Alaviro anay satana, mampijaly.
Zanakao aho (zanakao aho)
Fantatrao (Jesoa ô!)
Ireo fahotana namatotra ahy.
Masina Maria, Jesôsy Kristy,
Andriamanitra ôh, arovy tononkira.serasera.org aho ety.
Ireo satana, manimba anay
Mamono, mampiady anay
Tsy resy izahay,
Mpandresy izahay,
Fa manana Anao ry Ray.
Ireo ratsy tsy nety nataoko, hatrizay
Mifona mba raiso re aho,
Fa very aho raha lavitra Anao
Hiova aho, resy aho.
Tsy ho ataoko intsony
Miangavy aho zbkp Jesoa ô!
Hainao, tsy misy miafina a! aminao
Ireo cieiiqs lasako, ny anio koa,
Ary izay mbola ho avy ihany koa.
Aza manahy, hoy Ianao ry Ray
F'Ianao no hiaro hitantananay,
Ny adinay, ny fahavalonay, ny hazo fijalianay.
Ôh!
Ny fiainako anio Tompo ôh!
Ny fiainako gyhgqyq anio Jesoa ôh, fantatrao.
Vahao re ny fatoranay,
Namatotranay hatrizay
Ny tananao no hanampy anay.
Ny herinao hanjakao Jesoa ô!,
No hanjaka eto ambonin'ny tany
Harovy aho ety
Mijaly aho Kristy
Avelao re ny fahotako hatramin'izay.
Ireo namako, nandao avokoa
Tsy kivy aho fa Ianao tia ahy
Ankehitriny, (Ankehitriny)
Mifona aho Ray
Inty ilay maditranao.
....
Tiako Jesoa ô!, hiriko Jesoa ô!
Ny hihaona aminao, indray andro any.
Paradisa soa!
No hiriko Jesoa!
Alaviro anay satana, mampijaly.
Zanakao aho (zanakao aho)
Fantatrao (Jesoa ô!)
Ireo fahotana namatotra ahy.
Masina Maria, Jesôsy Kristy,
Andriamanitra ôh, arovy tononkira.serasera.org aho ety.
Ireo satana, manimba anay
Mamono, mampiady anay
Tsy resy izahay,
Mpandresy izahay,
Fa manana Anao ry Ray.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tiavina RaoelisonVisites : 496
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 08/07/2025 02:08
