Hafatra (Tiavina Raoelison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy zavatra tsy tsapan-tsika e!e!!
Ho lazaiko satria, manan-danja loatra
Mampifandray, mampifameno an-tsika e!
Sa ve izao no atao hoe mivoana.
Toa iainan-tsika andavan'andro anie!
Avy ato am-po sy eny rehetra jrkkics eny,
Fihavanana, fifankatiavana
Andeha isika hiray hina
Ho averin-tsika ireo fahiny.
Tompo ô, mijaly izao tontolo izao
Ireo asa ratsy izay nageja anay
Toa tsy hita ilay fihavanan-tsika tononkira.serasera.org e!
Ampahafantaro anay izay mety ho làlana, hizoranay.
Finoana, Fanantenana, ary Fitiavana!
Fa ny lehibe indrindra amin'ireo!!
Dia ny fitiava-namana, ny mpiara-belona,
Fitiavana ankohonana.
Mila mifankatia, ldbkm tsy miatsaravelatsihy
F'izay no hafatrao ry Tompo be fitia
Aza lpabxww mifandrafy, atsaharo ny ady,
Hapanjakao ilay fitia!,
Raha te ho tsara andro iainanao!
Hajao foana ny Ray aman-dreninao,
Izy ireo anie no ahitana masoandro e!
Mendrik'ireo miteny hoe: "Tiako ianao e!"
Ireo mpifankatia hajao hatrany amin'ny ho doria
Tiavo ny namanao, aza mialona aa!!
Na mahantra izy na manan-karena
Olom-belona isika rehetra izao
Izay no hafatro aminao.
Marina, tsisy tonga lafatra
Hifanasoa izaho sy ianao
Aza mamaly ratsy ianao,
Andao isika ary hiara-dia
Fa fandalovana ihany ety...!!!
Ho lazaiko satria, manan-danja loatra
Mampifandray, mampifameno an-tsika e!
Sa ve izao no atao hoe mivoana.
Toa iainan-tsika andavan'andro anie!
Avy ato am-po sy eny rehetra jrkkics eny,
Fihavanana, fifankatiavana
Andeha isika hiray hina
Ho averin-tsika ireo fahiny.
Tompo ô, mijaly izao tontolo izao
Ireo asa ratsy izay nageja anay
Toa tsy hita ilay fihavanan-tsika tononkira.serasera.org e!
Ampahafantaro anay izay mety ho làlana, hizoranay.
Finoana, Fanantenana, ary Fitiavana!
Fa ny lehibe indrindra amin'ireo!!
Dia ny fitiava-namana, ny mpiara-belona,
Fitiavana ankohonana.
Mila mifankatia, ldbkm tsy miatsaravelatsihy
F'izay no hafatrao ry Tompo be fitia
Aza lpabxww mifandrafy, atsaharo ny ady,
Hapanjakao ilay fitia!,
Raha te ho tsara andro iainanao!
Hajao foana ny Ray aman-dreninao,
Izy ireo anie no ahitana masoandro e!
Mendrik'ireo miteny hoe: "Tiako ianao e!"
Ireo mpifankatia hajao hatrany amin'ny ho doria
Tiavo ny namanao, aza mialona aa!!
Na mahantra izy na manan-karena
Olom-belona isika rehetra izao
Izay no hafatro aminao.
Marina, tsisy tonga lafatra
Hifanasoa izaho sy ianao
Aza mamaly ratsy ianao,
Andao isika ary hiara-dia
Fa fandalovana ihany ety...!!!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tiavina RaoelisonVangy : 1076
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 25/04/2023 02:49
